Taorian’i Soamahamanina dia nahoraka tamin’ny haino aman-jery sy an-gazety fa efa misy Sinoa tonga hitrandraka volamena ihany koa any amin’ny kaominina Morarano-Gara, distrikan’i Moramanga
. Mitsipaka marindrano izany vaovao miely izany ny Ben’ny tanàna Eric Landsteiner. Nanao fanambarana an-tsoratra, natao petadrindrina isam-pokontany, ity farany milaza fa tsy marina ny vaovao miely ka miantso ny Vahoaka ho tony sy ho mailo amin’ny trangan-javatra tsy marim-pototra izany.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.