Moramanga

> Velaran’ala 10ha may kila


  • Talata 01 Oktobra 2013


Niaina tao anatin'ny setroka ny Fokontanin'i Tsarahonenana sy Tsaralalana, samy ao anatin'ny Kaominina ambonivohitr'i Moramanga nanomboka ny sabotsy 28 septambra tokony ho tamin'ny 3 ora tolakandro ka hatramin'ny alahady alina. Tsy fantatra ny fiavian'ny afo fa  niezaka ny nifanome tanana ny Fokonolona sy ny ekipan'ny Zandarmaria Moramanga namono ny afo ka ravi-maintso sy izay voaray teny amin'ny manodidina no fitaovana nenti-niady tamin'ny afo sy ny rivotra. Ity farany anefa no nanome vahana ny fitaran'ny afo ka ala manodidina ny 10ha no may. Toerana somary havoana fanokonana saribao mamatsy ny faritra maro ity toerana may ity.

Cathy H.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT