Moramanga

> Niafara tamin’ny tora-bato ny faradoboka


  • Alakamisy 24 Oktobra 2013


Tsy nisy kabary fanentanana toy ny mahazatra ny faradoboky ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ho filoham-pirenen’ny Repoblika faha-4 omaly, tao an-tampon-tanànan’i Moramanga renivohitr’i Mangoro fa samy nianona tamin’ny fanaovana diabe na karnavaly namakivaky ny tanàna avokoa ireo mpanohana ny kandidà isanisany. Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fizoran’izany diabe isan-tokony izany, saingy tao amin’ny QG an’ny kandidà iray no niafara tamin’ny tora-bato noho ny tsy fahazoan’ny mpanao fihetsiketsehana nantsoina ny tambiny nifanarahana.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT