Actualités

Ministeran’ny jono Nesorina ny Sekretera jeneraly


  • Alakamisy 01 Aogositra 2013


Voatazona am-ponja vonjimaika taorian’ny fitorian’ireo mpandraharaha mpamatsy entana ny Ministeran’ny jono noho ny tsy fandoavana volan’izy ireo nefa ny entana efa naterina. Nanapa-kevitra indray koa omaly ny filankevitry ny minisitra nivory teny Iavoloha, ka nanafoana ny didim-panjakana manendry ny Sekretera jeneralin’ity ministera ity.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT