Actualités

Minisitry ny fitsarana “Tsy misy ambadika politika ny fitsarana mitety vohitra”


  • Zoma 07 Oktobra 2022

Tsy terena ny olom-pirenena sy ny mpitsara mbamin’ny mpiraki-draharaha amin’ny fanatanterahana ny fitsarana mitety vohitra,

anomezana sora-pahaterahana sy karapanondrom-pirenena maimaimpoana ho an’ny olona mbola tsy manana izany, hoy ny minisitry ny fitsarana, Rakotozafy François, omaly 6 oktobra. Tafiditra anatin’ny asan’ny mpitsara io, hoy izy, fa tsy zava-baovao akory. Tsy misy ambadika politika io hetsika io na dia mifanandrify amin'ny fotoana fanavaozana ny lisitry ny mpifidy aza. Ny olompirenena an-tapitrisany tsy afaka misitraka ny zo fototra maha olompirenena azy no tsinjovina, hoy hatrany ny minisitra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT