Actualités

Minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana “Homena vahana ny fitsinjaram-pahefana”


  • Talata 05 Janoary 2021

"𝐅𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐯𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐯𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚" ireo indray no

 

 

 

teny filamatra ho enti-miasa napetrak’Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, Lucien Ranarivelo, nandritra ny fiarahabany ny mpiasa omaly 04 janoary 2021, amin’izao taom-baovao izao. Nisy ny fanentanana ny mpiasa tsirairay eto anivon’ny MAEP mba hahay hanorina zava-baovao indray, ho vonona hatrany hanatratra ny tanjona napetry ny fitondram-panjakana dia ny fahavitan-tena ara-tsakafo, mba hahatonga ny isam-batan’olona ho olom-banona no kendrena amin’izany. Ezaka manokana ho ataon’ny MAEP ihany koa ny fitsinjaram-pahefana an’ireo sampan-draharaha isan-tsokajiny satria maro ireo distrika sy kaominina mbola lavitry ny fampandrosoana, hoy ny eo anivon’io ministera io.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT