Michelle Obama

> Niharan’ny fanavakavahana


  • Zoma 14 Martsa 2014


Tamin’ny mbola tany amin’ny oniversite i Michelle Obama, vadin’ny filoham-pirenena amerikanina ankehitriny, dia nipetraka tamin’ireny tranon’ny mpianatra ireny. Tamin’izany fotoana ary dia vehivavy fotsy no niray efitrano taminy. Raha nahare anefa ny renin’ity vehivavy fotsy hoditra ity fa mainty hoditra no miara-miaina amin’ny zanany, dia nangataka tamin’ny lehiben’ny oniversite izy mba hafindra toerana ny zanany satria tsy nety taminy ny niara-niaina tamin’ny mainty. Ny nahafinaritra tamin’ity tantara ity dia niantso an’i Michelle Obama ny renin’ilay zaza nony injay lany filoham-pirenena i Barack Obama ary niarahaba azy ka nilaza fa diso izy tamin’ny fihetsiny taloha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT