Michelle Obama

> Mandihy hip-hop hiadiana amin’ny hatavezana


  • Zoma 16 Aogositra 2013


Zaza amerikana 1 amin’ny 8 ankehitriny no mirongaronga vatana tratr’itony hatavezana be loatra itony. Aretina izy ity ! Mirotsaka an-tsehatra mitondra ny anjara birikiny hiadiana amin’izany Rtoa Michelle Obama vadin’ny filoha amerikana. “Let’s move” iray raha tsorina dia fanentanana amin’ny fihinanana sakafo voalanjalanja sy ny fampiasam-batana no arosony. Rafitra mandihy hip hop miaraka amin’ny ankizy mihitsy moa izy hanehoana izay fampiasam-batana izay.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT