Me Hanitra Razafimanantsoa

> “Hoporofointsika fa antsika ny tanŕna”


  • Alatsinainy 23 Septambra 2013


 

Efa betsaka ny ezaka natao, efa nanaiky tsy hilatsaka i Dada. Nanolotra an’i Neny izy nefa mbola ireny no natao azy, nesorina tsy ho kandidà. Izaho dia efa tezitra sy nalahelo, hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa, ka efa nilaza fa aoka izay ary tsy hanohana na iza na iza mihitsy saingy rehefa niresaka tamin’ny Filoha Marc Ravalomanana dia resy lahatra ihany ary hampandany ny kandidà izay tohanany ka ataontsika ho “1er Tour dia vita” io ary hoporofointsika fa antsika ny tanàna miaraka amin’ny Dr Jean Louis Robinson.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT