Actualités

Mba fantatrao ve ?


  • Zoma 11 Aprily 2014


 Mba fantatrao ve fa eo anelanelan’ny 42 ka hatramin’ny 52 taona ny vehivavy iray no mety hitsaha-potoana na ilay antsoina hoe : «ménopause» ? Miovaova araka ny toe-batan’ny vehivavy anefa izy io. Fiovana maromaro no mety hahafantarana izany. Mety ho kizitina ilay vehivavy, midina ny tahan’ny tsirimpanentany, mety ho mora tapaka ihany koa ny taolana raha sanatria tojo fianjerana, maina ny hodiny, ary mety haniry volom-bava ihany koa ho an’ny sasany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT