Actualités

Maripana ambony indrindra Manodidina ny 24 ka hatramin’ny 36̊C


  • Alarobia 10 Martsa 2021

Manodidina ny 24 ka hatramin’ny 36̊C ny maripana ambony indrindra mandra-pahatongan’ny 14 martsa izao,

 

 raha ny vinavinan’ny sampana mpamantatra toetry ny andro. Ny distrikan’I Toliara, Tsihombe, Beloha no tena ahitana izay maripana ambony indrindra izay. Ho an’ny faritra avaratry ny nosy dia hanodidina ny 29 sy 32̊Cizay maripana ambony izay. 27 ka hatramin’ny 32̊C ho an’ny atsinanana. 27 sy 34̊C ny andrefana. 30 ka hatramin’ny 36̊C kosa ny any atsimo. Ho an’ireo faritra avo eto afovoan-tany kosa dia hanodidina 24 ka hatramin’ny 32̊C izany, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT