Actualités

Mariboninahitra nomena ny rain’i Tinoka Roberto Lasa miteraka resabe tahaka ireo « grands dossiers »


  • Talata 28 Jona 2022

Taorian’ny “Bonbon sucette”, “Ecran plat”, “Panier garnis”, volamena very tsy misy fiafarany, ny resaka rivodoza misy masony,

ny artista sy minisitra ary ny hafa marobe dia resabe manaraka nanomboka omaly indray ny mariboninahitra nomena ny rain’ny minisitry ny fanatanjahantena sy ny tanora, Tinoka Roberto, Tinoka Bertrand. Ity minisitra ity ihany moa no nametraka ny mari-boninahitra « Grand Croix de l'ordre National » tamin'ny rainy, Tinoka Bertrand, izay tao Menabe Morondava. Ity minisitra ity ihany koa no minisitra Coach ao an-toerana. Ankoatran’ny rainy dia nisy olona miisa 12 notolorana mariboninahitra ihany koa, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Isan’ny fanontaniana mipetraka ny hoe fa inona loatra ilay lalana nodiavina ? Maninona no tonga dia « Grand Croix de l'ordre National » mihitsy ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT