Actualités

Mandrangobato Anosibe Trano 24 tafo no may kilan’ny afo


  • Talata 05 Aprily 2022

Trano 24 tafo no indray may kilan’ny afo tao Mandrangobato Anosibe ny alin’ny alahady teo. Tokantrano miisa 29 no lasibatra tamin’izany ahitana olona mihoatra ny 100.

 Adin’ny mpivady no nitarika ny fahamaizana raha tsiahivina. Na izany aza anefa niezaka ny niantso vonjy izy ireo saingy tsy nisy niraharaha izy ireo ka izao nihafara tamin’ny fihitaran’ny afo tamin’ny tokantrano maromaro manodidina azy izao. Efa tonga eny amin’ny BNGRC moa ny tatitra nataon’ny fokontany mifandraika amin’izany ahafahana mijery izay hanampiana ireo traboina. Ny tanin’ny kaominina eny Anosizato Atsinanana moa no handraisana vonjimaika azy ireo amin’izao izay nametrahana trano lay. Mikasika ireto mpivady ireto izay niavian’ny afo moa dia fantatra fa mpiady lava sy mpiantso vonjy matetika izy ireo ka tsy nisy niraharaha intsony antony tena nampahazo vahana ny afo.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT