Mandoto

> Terena hanohana kandida ireo sefo Fokontany ?


  • Talata 17 Septambra 2013


Velon-taraina ireo sefo Fokontany any amin’ny Distrikan’i Mandoto, Faritra Vakinankaratra iny, fa dia iharan’ny tsindry sy fanerena amin’ny endriny samihafa izy ireo ankehitriny hanolotra olona telo, hanohana kandidan’ny antokon’ny fitondrana. Ankoatra izay dia manamarika ihany koa ireto sefo Fokontany ireto fa hatramin’izao tsy mbola nandray tambin-karama telo volana amin’ireo sivy volana tokony ho efa naloan’ny fitondrana. Mandrahona ny tsy hanao ireo asa mahakasika ny fifidianana izy ireo raha tsy voaray ato ho ato io tambin-karama io.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT