Actualités

Manatsandry - Marovoay Botry iray nahatrarana hazo sarobidy tsy ara-dalàna


  • Zoma 02 Jolay 2021

Botry iray no saron’ny zandary ao amin’ny borigadin’i Manatsandry, Distrikan’i Marovoay nitatitra hazo sarobidy tao amin’ny tanàna antsoina hoe Antafian’Arangajao.

 Ny tolakandron’ny talata 29 jona no nahatrarana azy ireo rehefa nahazo vaovao mahakasika izao fitrandrahana tsy ara-dalàna izao ny Zandary. Avy hatrany dia nampahafantarina ny Tonia Mpampanoa Lalàna ao amin’ny Tribonalin’i Mahajanga sy ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany. Olona roa no voasambotra ary tazomina anaovana famotorana tao amin’ny Borigadin’ny Zandarimaria ao Manantsandry.

Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT