Manandona-Ambohijanaka

> Tokantrano roa notafihin’ny jiolahy mitam-basy


  • Alarobia 28 Aogositra 2013


Nitrangana fanafihana mitam-piadiana toy ny basy sy “matract” teny Mahitsitady sy Manandona, Kaominina Ambohijanaka ny alin’ny alatsinainy hifoha ny talata. Teny Mahitsitady no notafihiny voalohany, valo lahy izy ireo Tsy fantatra izay azony tao. Avy eo izy dia nanafika tao Manandona. Lasany tamin’izany ny vola, volamena teny an-koditra, solosaina fitondra mandehandeha, camera, fakan-tsary. Tafavoaka ny trano ny lehilahy tompon-trano niantso mpitandro filaminana. Ny mpiandry tanàna ihany no noratrain’ireo jiolahy fa ny tao an-trano tsy naninona. Efa nentina eny amin’ny hopitaly ny naratra. Efa nisy ny noahiahiana ary roa no tratra.

 

Nangonin-dRabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT