Mamy Rakotoarivelo

> “Tsy handraraka ilo mby an-doha Antsirabe”


  • Alatsinainy 23 Septambra 2013


Inoako, hoy i Mamy Rakotoarivelo, fa tsy handraraka ilo mby an-doha ny mpomba an’i Dada eto Antsirabe na dia betsaka aza ny malahelo amin’ny tsy fisian’ny kandidà tena antsika,. Mendrika hotohanana anefa ny Dr Jean Louis Robinson satria efa atokisan’i Dada sy ny any ivelany ary azo antoka fa hitsabo ny aretin’i Madagasikara tato anatin’ny efa-taona izy. Dokotera no hitsabo sy hanasitrana ny maharary ny fiarahamonina, ny toekarena... Hanohana azy ny Zanak’i Dada rehetra.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT