Actualités

«Malok’Ila 14 carat» Efa miparitaka eny ny CD piraty


  • Alatsinainy 31 Martsa 2014


 Tsy ela fiainga ny mpanao hosoka ao Toliara, fa ny alakamisy 27 martsa teo, izay andro nivoahan’ny horonan-tsarimihetsika «Malok’Ila 14 carat» novokarin’ny Scoop Digital, dia efa miparitaka ny CD piraty amidy mandehandeha ary misy mihitsy ireo sahy mivarotra izany eny an-tsena toy ny hita ao Bazaribe sy Bazary Scama. Ifandrombahan’ny mpanjija ity sarimehitsika mampiala voly ny mpianakavy sy mampihomehy izay mitondra hafatra ho an’ny mpanao politika, ho an’ny Malagasy sy ho an’ny mpitondra fivavahana ity. Manodidina ny 2 000 ariary ny vidin’ny VCD iray, raha 4 500 Ar ny orizinaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT