Malok’ila 14 carat

> Tonga maro ny mpankafy


  • Talata 18 Martsa 2014


«Ela nitoratorahana !», hoy ny filazana sady fanentanana nataon’ny Scoop Digital tamin’ny dokambarotra tamin’iny herinandro lasa iny hisintonana ny mpijery ho tonga maro hankafy ny Malokila 14 carat tamin’ny sabotsy sy alahady lasa teo. Dia novalian’ny mpankafy tokoa ilay antso satria efa «ela niandrasana» ity vokatra ity ry zareo. Filaharana lavabe no nisy tamin’ireo efitrano nandefasana ny horonantsary voalohany indrindra. Noho ny fotoana ela tsy nihaonana tamin’ny mpankafy indrindra dia nisy ny fanomezana ho an’ ireo 100 tonga voalohany avy amin’ny Salone. Tsy atao tompon-trano mihono koa ireo tsy afaka nanatrika ny fandefasana ny Malok’ila 14 carat noho ny antony maro samihafa. Amin’ny alakamisy 27 martsa 2014 izao dia efa havoaka manerana ny nosy ny kapila DVD sy VCD amin’ny vidiny mahazatra.

Yves

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT