Actualités

Mahery Lanto Manandafy “Nalefa tany amin’ny faritra be olona ao Antanimora”


  • Alatsinainy 09 Janoary 2023

Nalefa tany amin'ny faritra be olona indrindra ao Antanimora aho, hoy sahady I Mahery Lanto Manandafy,

araka ny tatitry ny hafany izay fanaon’ny vadiny isak’ity mpampaneno lakolosy ity midoboka am-ponja toy izao. Tsy hita moa, hoy izy, fa mafy koa ny tsindry avy any ambony any. Mankahery ireo “Pénitenciers” na mpandraharahan’ny fonja manao ny asany. Vao mainka tiako satria izaho olon'ny vahoaka, hoy hatrany Malama, hoy ny tatitra nataon’ny vadiny, Doris Rakoto Samuel ny sabotsy teo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT