Actualités

Magro Behoririka Namoaka didy fito koa


  • Talata 23 Jolay 2013

Nanamarika ny herinandro lasa iny ny didy fiton’ny GIC-M tokony hotanterahin’ny fitondrana tetezamita sy ireo kandida tondroiny fa tsy ara-dalàna. Vao niandoha kosa ny herinandro dia nampahafantatra ny didy fitony tetsy amin’ny Magro Behoririka koa ny zanak’i Dada omaly.

Voalaza amin’izany ny hoe : mody i Dada, milatsaka i Neny, misokatra ny haino aman-jery, mivoaka ny gadra politika, miverina ny fandrianam-pirenena, tena misy ny fahaleovantena. Tsy azo ekena mantsy, hoy Ralaimampisainarinony Manoela raha i Andry Rajoelina no nanao hadisoana nefa i Neny no voasazy. Nampian’ny CT Rarison Hilarion fa in’efatra namoahana NOTAM ny filoha Marc Ravalomanana ary in-droa kosa i Lalao Ravalomanana vadiny, nisy ve ny sazy ho an’izay tompon’andraikitra tamin’izany ? Nanizingizina ny CT Hilarion fa tsy hisy kandidà hafa eo fa dia i Neny ihany. Hafatra kosa no nomen’ny CT Rasoanoromalala Horace ny “Collectif des candidats” : raha matahotra ianareo dia miala tsy hofidina, hoy izy fa aza manilika ny hafa fa samy Malagasy.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT