Madagasikara

> Mizotra tsikelikely ny fanafoanana ny sazy


  • Alatsinainy 03 Martsa 2014


Handray anjara mavitrika amin’ireo asa tafiditra amin’ny fihaonana an-tampony eo amin’i Afrika sy ny Vondrona Eoropeanina hotanterahana any Bruxelles amin’ny fiandohan’ny volana aprily i Madagasikara. Nanamarika i Koen Vervaeken, talen’ny sampandraharaha eoropeanina momba ny hetsika ivelan’ny Vondrona Eoropeanina misahana an’ny tendron’i Afrika, ny faritra Afrika atsinanana sy atsimo ary ny ranomasina Indiana fa mizotra tsikelikely ny fanafoanana ny sazy mihatra amin’i Madagasikara.

E.R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT