Nandritra ny fandraisana ireo mpanao gazety avy amin'ny faritany Toamasina dia nitaona ny mpanao gazety ny filoha lefitry ny antenimierandoholona Atoa Malo Benoit hitondra ny anjara biriky eo amin'ny fampandrosoana ny firenena.
Nambarany fa mifampila ny mpitondra sy ny mpanao gazety ka tokony hiray feo amin'ny fampandrosoana ny firenena. Nohamafisiny fa singa iray eo amin'ny fikatsahana ny fampandrosoana ny mpanao gazety ka tsy maintsy ilaina.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.