Actualités

Lehilahy nendahin’ny makorely Tako-kenatra sisa nentina nody


  • Alatsinainy 31 Martsa 2014


 Tsy hay izay nahazo an’ity lehilahy iray ny alin’ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny valo ora, teo ambadiky ny tambohon’ny fonjaben’i Toliara ao Bazaribe, fa izy efa nitangoronan’ireo mpivarotena sy efa voaendaka ny fitafy teny an-kodiny no nanaitra ny mpandalo. Tako-kenatra no hany nentiny  nody tany an-trano. Tsilian-tsofina heno tamin’ny iray tamin’ireo mpivarotena teo no nahafantarana, fa tsy nanaiky handoa vola ny anao lahy ka tratry ny adim-borontsiloza. Voan’ny be no ho ny vitsy ranamana ka nitsoaka tsy nahalala menatra intsony.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT