Actualités

Lehiben’ny fiarovan’ny Ambasady Sinoa Nitsidika am-panajana ny minisitry ny filaminam-bahoaka


  • Zoma 10 Septambra 2021

Omaly 9 septambra 2021 dia tonga nitsidika ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police, Randrianarison Fanomezantsoa,

 ny tompon’andraikitra voalohan'ny fiarovana eo anivon’ny ambasady sinoa eto Madagasikara, ny kolonely Wang Tao. Famaritana ny fomba fiaraha-miasa misy eo amin'ny roa tonta no isan'ny anton' izao fitsidihana izao, hoy ny fanazavana. Voaresaka ihany koa ny lafiny fitandroana ny filaminana amin'ireo teratany sinoa sy ny fomba hanampiana ny polisim-pirenena eo amin'ny lafiny ara-pitaovana. Fitsidihana ara-pombam-panajana moa ity notanterahan’ity tompon’andraikitra ity, hoy hatrany ny fampitam-baovao omaly.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT