Actualités

Legalista Antsirabe Nanamarika ny andron’ny fanafahana ihany koa


  • Alarobia 30 Martsa 2011


Niavaka ny nanamarihan’ny Legalista ny 29 martsa tao Antsirabe. Teny amin’ny gara ry zareo no nifamotoana, avy eo dia niroso nametraka voninkazo teo amin’ny Tsangambaton’ny maherifo. Anisan’ny antony tsy niarahan’izy ireo tamin’ireo mpitondra moa, araka ny fanazavan’i Dadamanana ny “tsy fankasitrahan’izy ireo ny mpitondra FAT amin’izao fotoana izay mitetika ny hamerina ny fanjanahantany amin’ny endriny vaovao indray”.

Amin’ny Legalista Antsirabe dia tsy ilaina intsony ny mihosina amin’ireo mpanjanatany satria dia “iaraha-mahita amin’izao fotoana fa ireo no manakorontana ny eto Madagasikara”. Nahitsy mihitsy moa ity mpitarika ity nilaza fa tsy hijanona ny tolona raha tsy resy ny jadona tadiavin’ireo lazaina fa mpitondra amin’izao ireo hatao eto Madagasikara.

Caïus R.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT