Lalŕna mifehy ny fifidianana

> Mila ahitsy ny andininy faha-34


  • Sabotsy 02 Novambra 2013


Mila fanitsiana ny andininy faha-34-n’ny lalàna mifehy ny fifidianana ankehitriny izay milaza fa «ny lisitra nofaranana ny 15 aprily amin’ny taona iray ihany no manan-kery amin’ireo fandatsaham-bato mandritra io taona io sy mandrapahatongan’ny datin’ny 15 aprily  amin’ny taona manaraka», hoy ireo manampahaizana malagasy. Izay no lalàna iray ahafahana manavao ny lisi-pifidianana hiatrehana ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Ramano F.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT