Actualités

Lalam-baovao Tsarasaotra Nirehitra ny tafon’ny fivarotam-boninkazo


  • Alakamisy 01 Septambra 2022

Omaly tokony ho nanodidina ny tamin’ny 5 ora sy sasany hariva, raha ny fampitam-baovao voaray, dia nirehitra ny tafon’ny fivarotam-boninkazo teny amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra.

Fifanampian'ny mpiarabelona no nanavotra ireo voninkazo rehetra. Avotra araka izany ny voninkazo rehetra, ary indrindra, tsy nisy naninona ihany koa ireo mpivarotra. Mbola samy nanontany ny anton’ny afo ny rehetra, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT