Khaled Mohsen Chaďri

> Milanja 610kg, nobataina tamin’ny “élévateur” namonjy hopitaly


  • Alarobia 21 Aogositra 2013


Milanja antsasa-taonina mahery i Khaled Mohsen Chaïri. Teratany saodianina izy, ary tsy mahetsika intsony eo am-pandriana tato anatin’ny roa taona sy tapany izao, noho io hatavezany io, nefa vao 20 taona monja. Niditra an-tsehatra mihitsy ny Mpanjaka saodianina Abdallah, namoaka didy ny tsy maintsy hampidirana hopitaly an’io tovolahy io, hamonjena azy. Voatery nampiasana ireny “chariot élévateur» mihitsy nibatana an’i Khaled Mohsen Chaïri niala tao an-tranony tany Jizane, tanàna atsimon’i Arabia Saodita nihazo ny hopitaly Roi Fahd ao Ryad renivohitra hotsaboina.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT