Actualités

Kaominina Ivahona-Betroka Noravan’ny dahalo ny CEPE


  • Zoma 19 Jolay 2013

Mpianatra zato mahery no tsy afa-panadinana CEPE tsy fidiny. Izay no vokatry ny tsy fandriampahalemana any amin’iny Distrikan’i Betroka iny. Notafihin’ny malaso ny tanŕna tao Ivaho ny talata 16 jolay, andron’ny fanadinana CEPE. Ny tolakandro taorian’ny nahavitan’ny taranja Malagasy no nirefotra ny poa-basy.

. Nikoropaka ireo ray aman-dreny nandre izany, ary nitaky ny hamoahana avy hatrany ny zanak’izy ireo, havotana hoentina mody. Rava araka izany ny fanadinana. Endrika iray isehoan’ny tsy fandriampahalemana any atsimo ity nitranga tao Ivahona ity, izay Kaominina mifanila amin’i Mahabo izay anjakan’ny malaso tokoa. Inona no hitranga amin’ny androm-pifidianana raha tsy voafehy izany ?

Britto

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT