Actualités

Kaominina Fihaonana Bongolava Niakatra 55.000 Ar ny FIB, nilanja sora-baventy ny mponina


  • Alatsinainy 29 Aogositra 2022

Nitroaka ireo vahoaka ao amin’ny kaominina ambanivohitra Fihaonana, Faritra Bongolava ny faran’ny herinandro teo.

Tsy zakan’izy ireo intsony mantsy ny fihetsika hataon’ny delegem-panjakana ao an-toerana raha araka ny vaovao. Diso mahazo vahana loatra hoy izy ireo ny fitakiam-bola mihoam-pampana kanefa tsy ahazoana rosia akory. Lasa 55.000 Ar ohatra amin’izao ny FIB raha 50.000 Ar teo aloha nefa tsy misy taratasy mazava akory azon’ilay tompon’omby rehefa mandoa izany. Voalaza ihany koa fa handoavana 3500 Ar ny omby maty iray izay maty ho azy fa tsy narary anefa….Miantso ny Fitondram-panjakana mba hijery akaiky ny zava-misy ao amin’ity kaominina ity araka izany ireo tantsaha mpamokatra any an-toerana. Nomarihin’izy ireo moa fa tsy fidiny ho azy ny tsy hahaizany mikirakira taratasy sy mampihatra ny tena ny lalana marina , antony hisian’ny fanararaotana mihoampampana mahazo azy ireo tahaka izao.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fitokonana nataon’ireo tantsaha nanoloana ny biraon’ny kaominina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT