Kaominina Fianarantsoa

> Karama iray volana no mety ho azon’ny mpiasa


  • Talata 06 Aogositra 2013


Raha tsy hita hatenaina ny karama roa voalana nampanantenain’ny mpitondra ny mpiasan’ny Kaominina ambonivohitra Fianarantsoa nandritra ny fitokanana ny hopitaly manara-penitra tao an-toerana dia re siosio izao fa misy karama iray volana efa andalam-pikarakarana ka mety ho azo ato ho ato. Araka ny loharanom-baovao avy amin’ny mpiasa dia vola azo avy amin’ny hetra tambatra miditra amin’ny Kaominina no handovana io karama iray volana io, na izany aza hoy izy ireo dia efa mananika ny 11 volana izao ny mpiasan’ity Kaominina ity no tsy nandray karama, ka nahatonga azy ireo nanamafy ny fitakiana, tapabolana lasa izay.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT