Kamiao nivadika

> Olona 5 namoy ny ainy, 18 naratra mafy


  • Talata 10 Septambra 2013


 

Nitrangana lozam-pifamoivoizana tany Ankaramania, Kaominina Manantenina, Distrikan’i Tolagnaro amin’ny lalam-pirenena faha-12. Kamiao marika Mercedes 1217 iray mpitatitra olona no nivadika ambony ambany noho ny faharatsian-dalana sy ny taingim-be. Mpandeha 5 no namoy ny ainy, 18 naratra mafy, ny sisa tsy nanahy. Simba ny ankamaroan’ireo entana. Ny sabotsy 07 septambra tokony ho tany amin’ny 9 ora alina no nitranga ny loza. Mateti-pitranga ny loza toy izao amin’iny faritra iny, ka mampametra-panontaniana hoe : manao ny asany ve ireo tomponandraikitry ny fifamoivoizana ?

 

 

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT