Actualités

Jovenna Ambatomainty Lasan’ny jiolahy ny 31 tapitrisa Ariary


  • Talata 15 Aprily 2014


 Notafihin’ny jiolahy mitam-piadiana ny toby mpaninjara solika Jovenna eny Ambatomainty omaly alatsinainy maraina tokony ho tamin’ny 8ora. Tamin’ny fotoana nanangonana ny vola maty nandritra ny faran’ny herinandro no tonga ireo jiolahy efa-dahy niaraka tamin’ny moto roa. Lasa tamin’izany ny vola 4 alina sy 31 tapitrisa Ariary. Tao anatin’ny fotoana fohy ny “opération”, toy ireny efa voaomana mialoha ireny. Tsy nisy basy nipoaka. Tsy misy mpiambina rahateo amin’itony toby mpaninjara solika itony.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT