Actualités

Joseph Yoland “Famotehana an’I Nosy be ny fahitanay azy”


  • Alakamisy 03 Novambra 2022

Ny nataonay dia tahirin-kevitra fototra na “document cadre”, hoy ny loholona teo aloha sady mpandraharaha, Joseph Yoland, mitondra ny lohateny hoe “Madagascar le changement”.

Ny an’ny filoham-pirenena dia fomba hanaovana propagandy amiko, hoy izy. Nosy be no toerana fandehanan’ny mpizahantany voalohany eto amintsika. Maninona no tsy tamin’ny fiandohan’ny taom-piasana no niteny zavatra maro fa tsy izao? Famotehana an’i Nosy be no fahitanay azy. Nosy be tsy mila zavatra ankoatran’ny efa misy ao aminy hampandrosoana ny fizahantany ao. Tokony hanao fakan-kevitra mikasika ny atao hoe fanorenana ifotony ny filoham-pirenena. Manova lalampanorenana rehetra avy eo. Manana zom-pirenena vahiny io filoham-pirenena io ka raha hiteny ny vahiny hoe tsy azo atao ny mampandroso ny firenena avy nozanahana dia izay no ahiana arahany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT