Actualités

INSTAT, niteny ny ankilany “Mandeha araka ny tokony ho izy ny asa ato”


  • Alakamisy 08 Septambra 2022

Manoloana ny fitokonan’ireo mpiasa sokajy EPIC vitsivitsy ny alatsinainy lasa teo teto amin’ny INSTAT na sampan-draharaha misahana ny antotan’isa eto Anosy,

hoy ireo mpiasa manohitra izany teny an-toerana omaly, dia mampahafantatra izahay mpiasam-panjakana na “fonctionnaire” ato fa manao ny asanay andavan’andro izahay, hoy izy ireo. Mandeha araka ny tokony ho izy ny raharaha rehetra na eto amin’ny foibe na any amin’ny faritra. Efa nisy ny fifampiresahana fa mbola tonga amin’izao ambaratonga izao ihany, hoy hatrany ireto efa voaray ho mpiasam-panjakana ireto.

J. Mirija

Legende: Ireo manohitra ny tolon’ny EPIC


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT