Actualités

Hery Rajaonarimampianina Nodimandry ny sabotsy teo ny Reniny


  • Talata 06 Aprily 2021

Nodimandry ny sabotsy teo ny reny niteraka ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, fantatra amin’ny hoe Bebe Rasoamampianina.

 

 

Isan’ireo mpanohana mahafatra-po ny antoko politika naorin-janany dia ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara na HVM ny tenany faha velony. Nitondra ny teny fankaherezana sy fampiononana manoloana ny toe-draharaha moa ny antoko. Ny gazety Tia tanindrazana ihany koa dia mirary fiononana feno ho an’ny filoham-pirenena teo aloha sy ny fianakaviany ary ireo akaiky ity raiamandreny ity rehetra.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT