Actualités

Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref “Anaovy spectacle ny lalana Ifanadiana-Ikongo raha mafy”


  • Alarobia 09 Novambra 2022

Raha resaka onitra momba ny fanimbana tontolo iainana izany dia firenena toa an'i “Seychelles” no manana rariny hitaky izany, hoy ny mpanao politika, Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref, satria ry zareo tsy mpanimba.

Ny anao aty, hoy izy, may maimaimpoana ny ala sy ny tahiry na “réserve” dia mamono afo no politikanao. Tsy misy zotra maharitra akory amin’ny fanjohiana ireo hazo novolena sy ny faritra rakofana. Kere ny any Ikongo sy Atsimo Atsinanana manampy an'i Androy, tazaninao fotsiny. Ny lalana Ifanadiana-Ikongo sy ny FCE no anaovy “spectacle” na fampisehoana raha mafy, hoy hatrany ny tenany. Raha ny vaovao voaray mikasika ny fivoriambe iraisampirenena momba ny tontolo iainana na COP 27 moa dia 0 na aotra ny taham-pamotehana tontolo iainana miainga ao amin’ny nosy Seisely.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT