90%. Nahita fanafody vaovao hitsaboana ny aretin’ny aty antsoina hoe «Hépatite C» ny manampahaizana. Hatrany amin’ny 90% ny fahombiazany. 12 herinandro dia sitrana ny marary notsaboina taminy. 185 tapitrisa ny olona voan’ny «Hépatite C» manerantany. Viriosy tafiditra amin’ny alalan’ireny tombokavatsa sy tsindrona ireny matetika no ifindrany.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.