Actualités

Haintrano tao Toamasina Moto iray nisy nangalatra nandritra ny famoahana entana


  • Alarobia 09 Novambra 2022

Haintrano roa samihafa no indray nitranga tao an-drenivohitr’i Toamasina omaly maraina. Tao Andranomadio ny voalohany raha tao amin'ny Verrerie kosa ny faharoa.

Nahery vaika mihitsy ny afo nandritra izany raha araka ny fantatra noho ny andro maina be. Nahatsiaro sahirana ny mpamonjy voina noho izany izay tsy afaka nizara roa tao anatin’ny fotoana iray. Mbola tsy fantatra moa ny anton'ny afo sy ny fahasimbana naterak’izany hoy hatrany ny vaovao. Ny nampalahelo anefa dia moto iray ihany koa no nisy nangalatra nandritra ny sakoroka tamin’ny famoahana ny entana. Tsy ilazaon’ny mpanararaotra marina ny tranga tahaka itony ka ny fahorian’ny sasany hifalian’ny sasany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT