Actualités

Gazety mpivoaka isan’andro Teraka ny “Patriote”


  • Alakamisy 14 Aprily 2011


Manamarika ny mpamaky gazety eto an-drenivohitra fa dia nitombo iray indray ny isan’ireo gazety mpivoaka isan’andro azony anarahana ny raharaham-pirenena sy izay zava-mitranga eny anivon’ny fiarahamonina eny. Teraka ny “Patriote”, ary efa eny an-tsena efa herinandro izao. Amin’ny teny frantsay sy malagasy ny lahatsoratra hita ao amin’ity gazety iray tarika amin’ny Tia Tanindrazana ity. Ny “Patriote” no hany tokana mitatitra avy hatrany amin’ny andro ivoahany ireo vaovao rehetra nitranga na politika, sosialy, toekarena, fanatanjahantena, kolontsaina ary zava-misy eto an-toerana sy any ivelany. Mivoaka isaky ny tolakandro mantsy ity gazety ity. Mirary soa ho an’ireo namana ao amin’ny “Patriote” hahavita be sy haharitra ao amin’ity sehatra ity.

 
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT