Actualités

Frantsa Malok’ila ny fanamarihana ny 14 jolay


  • Alatsinainy 15 Jolay 2013


Enina no namoy ny ainy, sivy naratra mafy ! Ireo raha atambatra no vokatry ny lozam-pifamivoizana an-dalamby nitranga tao Brétigny ny sabotsy lasa teo. Nivily tamin’ny lalamby tokony hizorany manko ilay lamasinina ka dia izao nitera-doza mahatsiravina nahafatesana olona izao. Fanadihadiana telo no indray nisokatra amin’ity raharaha ity. Raha ny fantatra dia piesy antsoina hoe : “eclisse”, mampifandray lalamby no nahatonga ny loza. Nanambara moa ny SNCF fa dia hijery manokana ireo piesy mitovy amin’ity namoa-doza ity izay miisa dimy arivo manerana an’i Lafrantsa. Noho ity loza ity dia malok’ila ihany ny fanamarihana ny 14 jolay satria dia nisaona ny sainam-pirenena frantsay tamin’ireo Lagara.

ANA

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT