François Hollande

> Voasiotsioka ho mpanao didy jadona


  • Alarobia 07 Aogositra 2013


Nanao fitsidihana tany La Roche-sur-Yon ny filoha frantsay François Hollande omaly, nanatrika fihaonana momba ny asa. Voaelingelina anefa izany fitsidihany izany satria dia ireo mpanohitra ny mariazy ho an’ny rehetra no nitsena azy. Nakorain’ireo mpanao fihetsiketsehana ny tenany ho mpanao didy jadona sy polisy politika, teo koa ny siotsioka nataon’ireo mpanao fihetsiketsehana tamin’ny fahatongavan’ny kôrtezy. Raha saika lasa niala sasatra moa ny ankamaroan’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta dia nanapa-kevitra ny hanohy ny asany i François Hollande. Herinandro ihany no mety hialany sasatra, raha ny vaovao.

ANA

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT