Fitsaram-bahoaka

> Dahalo maty namoy ny ainy tany Soavina


  • Talata 27 Aogositra 2013


Omby miisa 10 no lasan’ny dahalo telo tamin’ny alakamisy 22 aogositra teo tokony ho tamin’ny 3 ora hariva tao Antsahakely, Kaominina Soavina, Distrikan’Ambatofinandrahana. Nanara-dia avy hatrany ny Fokonolona ka tratra tao Ivohenana ireo dahalo. Voasambotra ary maty novonoin’ireo Fokonolona teny an-dalana ho any amin’ny tobin’ny zandary ny roa tamin’ireo dahalo, ny iray kosa tafatsoaka. Tafaverina avokoa ireo omby very. Ny kaompanian’ny zandary ao Ambatofinandrahana no misahana ny famotorana.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT