Actualités

Fisidinana ny lanitr’i Eoropa Mihitsoka ao amin’ny “Annexe B” i Madagascar


  • Zoma 11 Aprily 2014


 

Mbola arahina fepetra hentitra ny fahafahan’ny kaompania nasionaly Air Madagascar misidina ny lanitr’i Eoropa. Raha ny tatitra navoakan’ny Vaomiera eoropeanina omaly dia mbola ao anaty “Annexe B” i Madagasikara miaraka amin’ny TAAG (Angola), Air Astana (Kazakhstan), Afrijet, Gabon Airlines, SN2AG (Gabon), Air Koryo (République populaire démocratique de Corée), Airlift International (Ghana), Air Service Comores (Comores), Iran Air (Iran).

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT