Actualités

Fikasana hamono mpanao gazety Anio ny fitsarana ao Ihosy


  • Zoma 20 Mey 2016

Hiakatra fitsarana anio ny fikasana hamono mpanao gazety tao Ilakaka ny alin’ny 28 janoary 2016.

 

 Efatra no voarohirohy tamin’ity raharaha ity, ka nampidirina am-ponja vonjimaika ny iray tamin’ireo, nahazo fahafahana vonjimaika kosa ny telo tamin’io. Mbola misy anefa naman’izy ireo karohina. I Fernand Cello, mpanao gazetin’ny Radio Jupiter ao Ilakaka no lasibatra tamin’io andro io, fotoana nisiana hain-trano goavana tao an-toerana. Niditra hopitaly tao Ihosy ary nanohy fitsaboan-tena taty an-denivohitra izy taorian’izay. Ho fantatra anio ny tohin’ity raharaha ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT