Actualités

FIHETSIKETSEHANA TANY ROSIA 2500 NY OLONA VOASAMBOTRA


  • Alatsinainy 25 Janoary 2021

Nanao fihetsiketsehana goavana nitakiana amin’ny Fanjakana tarihin’i Vladimir

 

Poutine an’ilay Lehiben’ny mpanohitra AlexeÏ Navalny ny mpomba azy ny sabotsy teo. Ivon’ny fihetsiketsehana ny tany Moscou sy Saint-Pétersbourg. Maherin’ny 10 000 ny tao Moscou renivohitra, sahy nandika ny fandrarana nataon’ny Fanjakana. « Liberté » na fahafahana, « Poutine est un voleur » na Poutine dia mpangalatra,… no isan’ny sora-baventy nentin’ny mpanao fihetsiketsehana. 952 no voasambotra tao amin’ity Renivohitra ity, ary 2509 izany manerana an’i Rosia. Isan’ireo nosamborina ny vadin’i Navalny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT