Fifidianana depiote any Moramanga

> Laharana 1 tamin’ny antsapaka ny kandidŕ Randriamamizafy Ignace


  • Zoma 18 Oktobra 2013


Toy ny tany amin’ny faritra maro manerana ny Nosy dia vita ny fiandohan’ity herinandro ity ny antsapaka nandaharana ireo kandidà ho solombavambahoaka ao anaty biletà tokana ho an’ny Distrikan’i Moramanga ka voasarika ho eo amin’ny laharana voalohany (N° 1) ny kandidà natolotry ny fikambanana Andrin’i Madagasikara, Atoa Randriamamizafy Ignace izay mpikambana am-perinasa ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana miaraka amin’ny mpiara-mitolona Andriamanantena Rajoharisoa izay filoha mpanorina ny MAMIFI ihany koa. Hiompana amin’ny fampanjariana ho lalàna velona ny hetahetam-pampandrosoana ny tontolo ambanivohitra sy ny tontolon’ny fandraharahana ara-indostrialy ny programanasan’ny kandidà Randriamamizafy Ignace mba hahatonga ny vahoakan’i Moramanga sy ny vahoaka Malagasy tsivakivolo hihanoka anaty fandrosoana marina.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT