Fifidianana

> Handefa mpanaramaso 50 eo ny OIF


  • Talata 17 Septambra 2013


Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny minisitry ny raharaham-bahiny Andriantiana Ulrich ny Tale misahana ny fandriampahalemana, ny demokrasia ary ny zon’olombelona eo anivon’ny Frankôfônia, Christophe Guilhou. Voaresaka manokana tamin’ny fihaonan’ny roa tonta fa dia vonona hanao tantsoroka amin’ny fanatanterahana ny fifidianana. Mikasika izany indrindra dia nambaran’ity vahiny ity fa handefa mpanaramaso 50 ny OIF mandritra ny fifidianana. Nihaona tamin’ny filohan’ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy, ny jeneraly Rabotoarison Charles Sylvain ihany koa ity tompon’andraikitra ity omaly. Marihina fa aorian’ny fifidianana i Madagasikara vao hiverina indray eo anivon’ny fianakaviamben’ny Frankôfônia.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT