Actualités

Fifaninanana ho mpianatra zandary Ny 26 martsa no fampivondronana


  • Zoma 19 Martsa 2021

Niantso ireo mpiadina rehetra voasoratra anarana ka hiatrika ny fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary

 

 

 

 andiany faha 76 mba ho tonga amin'ny fampivondronana ny zoma 26 martsa 2021 araka ny toerana sy ora voalaza mba handray ny toromarika rehetra ilaina mandritra ny fifaninanana ny evy anivon’ny fiadidiana ny zandarimariam-pirenena. Nomarihina fa raha mbola tsy nahazo taratasy fiantsoana na "Convocation" nefa ao anaty lisitra dia afaka tonga miaraka amin'ny kara-panondrom-pirenena. Misy dika mitovin’izany ho zaraina eny an-toerana, hoy hatrany ny fanazavana. Aza adino ny arovava-orona sy ny fanajana ny elanelana 1 metatra, hoy ny hafatra.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT